Dikan'ny teny : mikainkona
Hampiditra dikany hafa
(kainkona) mt. s.: Mifintina ka mioritra ny ivelany: Mikainkona ny hoditr' omby maina. ¶ M.h.: Miketrona, mifendrotra. ? Miforitra ho kely sy fohy, mihorona, miditra ao anaty akorany: Mikainkona ny sokina raha vao uoatohina. ¶ M.h.: Mifintina, mivonkina. ? Mihemotra, mitakemotra: Natahotra ny anao lahy ka nikainkona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha