Dikan'ny teny : mikaikaika

Hampiditra dikany hafa
(kaikaika) mt. s. (mikaikaiha): Mitomany, mijaly mafy, mandatsa-dranomaso be: Nikaikaika Rauehivavy io fa maty ny zanany. ? Mitoloko, mitaraindraina: Nikaikaika nandritra ny aima izy fa very ny kisoany. * Mimonomonona, mampiseho tsy fahafaliana: Mikaikaika ny uahoaka fa misondrotra loatra ny vidin-jauatra. ΒΆ M. h.: Mimenomenona, mimonomonona, mim onj om onjo, mimoimoy, mikoinkoina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0126