Dikan'ny teny : mikabedy
Hampiditra dikany hafa
(kabedy) mt. s. (mikabedesa na mikabede): Miteny lava mananatra na manakiana: Mikabedy lava koa Ramatoa io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha