Dikan'ny teny : mikabary

Hampiditra dikany hafa
(kabary) mt. s. (mikabaria): Manao kabary: Nikabary tamin'ny mponina tao Ampefy ny filohan'ny Nosy, ? mt, p.: Milaza ampahibemaso: Omaiy no nikabary ny fandoaoan-ketra ny tomponariuo, ? Miteny, mibedibedy: Mandehana mandeha ianao fa aza mikabary ny zanako eo, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0085