Dikan'ny teny : mijoy

Hampiditra dikany hafa
(joy) mt. s.: Latsaka, mirotsaka foana tsy miato: Mijoy ny orana amin'ilaifito. ? Mitomany tsy an-kijanona: Asa na marary io zazakely io na maninona fa mijoy foana ny ranomasony. / Ny maso mijoy toa patrakala. (Ny Avana) Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089