Dikan'ny teny : mijoro
Hampiditra dikany hafa
1.
(joro) mt. s. (miioroa): Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-barauarana eo fotsiny ianao. ? Miorina: Efa mijoro izao ny fikambanan'ny mpampiasa fiarakaretsaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(fit.-p.) mt.: Mivavaka. Mijotso (fit.-p.) mt.: Midina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha