Dikan'ny teny : mijoretra

Hampiditra dikany hafa
na Manjoretra (joretra) rat. s.: Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin'i Naivo ity fa manjoretra hatry ny omaly. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078