Dikan'ny teny : mijokojoko

Hampiditra dikany hafa
(joko) mt. s.: Mandeha somary miondrikondrika, mivokobokoka, noho ny hamenarana na ny tahotra na fikendrena hanaitra, hanampoka olona; miondrikondrika mitily. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092