Dikan'ny teny : mijoko

Hampiditra dikany hafa
(joko) mt, p. (mijokoa): Mandeha na mitsaitsaika avy ao an-damosina mba hanatratra olona na hangalatra: Tsy hitany akory aho nijoko azy auy aoriana. ? Mitily: Mijoko ny uoronkely ny saka. ? Mangalatra an-tsokosoko: Nisy nijoko ny volako tao anaty uatasarihana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0084