Dikan'ny teny : mijinja
Hampiditra dikany hafa
(jinja) mt. p. (mijinjà): Manapaka amin'nY antsim-bary: Efa mijinja uary ny olona amin'izao faran'ny Aurily izao. ? Manapaka: La-sa nijinja fary Rakoto. ? h. o.: Mandringana, mandripaka: Mijinja ny olona rehetra Rafahafatesana, na mahantra na mpanankarena. ? Mioty mandray vokatra: Samy hijinja ny nafafiny ny olona rehetra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha