Dikan'ny teny : mijijy
Hampiditra dikany hafa
1.
(jijy) mt, s.: Mikaly;mamincira madinika, mitandrintandrina toy ny mpanao baolina, na mikendry fatratra toy ny mpanao kanety.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(jijijijy) mt. s.: Mamindra manao dingana fohy toy ny mandihy. ? Mitaraina noho ny fanaintainana. ? Maneho mikiririoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha