Dikan'ny teny : mijanona
Hampiditra dikany hafa
(janona) mt. s. (mijanôna): Mitsahatra mande-ha, miteny, manao zavatra: Nijanona tamin'ny fito sy fahatelony ny famantaranandroko. ? Mitoetra, mipetraka, maharitra: Aza mijanona ela any an-tsena ?! / Nijanona tapa-bolana tany Amborouy izahay, ? Mifarana, tsy mitohy intsony: Nijanona ny ady fa be loatra ny maty tamin'ny ankilany. ? Tapa-ka, miato: Nijanona hateloana ny orana dia avy indray. ¶ M.h.: Miato, mitsahatra, mianona, mianina, mionona, miafitra, mitsatoka, miantsona, mihantona, manahana, mitokana, misento, maka ai-na, miala janona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha