Dikan'ny teny : mijaingy

Hampiditra dikany hafa
Mijaingijaingy (jaingy, jaingijaingy) mt. s.: Mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy nia-la avy tao. 1 Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingijaingy ny anao lahy nony uoatonona ny anarany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008