Dikan'ny teny : mijafajafa
Hampiditra dikany hafa
(jafa, jafajafa) mt. s. (mijafajafà ): Mitomany mafy noho ny vonoana, mikaikaika: Nijafajafa Ibalita nony nokapohin-drainy tamin'ny rotsakazo. 1 Mihetsiketsika, mihoalahoala sady mikiakiaka: Nijafajafa eran' ny tokotany ilay akoho nenjehin'ny ankizy. • Sanganehana, very hevitra: Nijafajafa foana nony tonga teo anatrehan'ny mpampianatra Ibalita.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha