Dikan'ny teny : miitatra

Hampiditra dikany hafa
(itatra) mt. s. (miitara): Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa. • Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa. ? Mitombo, milramatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy. 1 Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita ueliuely ny vaouao rehefa azondRamatoa io. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0581