Dikan'ny teny : miisalahy
Hampiditra dikany hafa
(isa) mt. s.: Mifarimbona amin'ny asa iray ka mitovy ny anjara raisin amin' izany: Ny angatahina amintsika rehetra dia ny hiisalahy amin'ity raharaha ity.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha