Dikan'ny teny : mihosy

Hampiditra dikany hafa
(hosy) mt. P. (mihose): Manitsakitsaka. • Manalemy ny bainga vonton-drano amin'ny fanitsakitsahan' ny tongotry ny omby azy mba hambolena ny ketsa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0669