Dikan'ny teny : mihosotra

Hampiditra dikany hafa
(hosotra) mt. p. (mihosora): Manisy zavatra ahosotra (menaka, loko...) ny tena: Mihosotra menaka isaky ny hanao tolona Ralida. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072