Dikan'ny teny : mihorikorika
Hampiditra dikany hafa
(horikorika) mt. s,: Milaza teny fanesoana miampitapita ombieny ombieny co am-pihainoana na eo am-pijerena zavatra: Nihorikorika daholo ny mpijery nahita ilay mpilalao toa mamo tery ambony lampihazo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha