Dikan'ny teny : mihoraka
Hampiditra dikany hafa
(horaka) mt. s. (mihoraha): Midera, mihoby, mihorika. • Manakora, maniny. 1 Maneno (sahona): Vao nihora-tsahona dia niainga izahay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha