Dikan'ny teny : mihontsana
Hampiditra dikany hafa
(hontsana) mt s.: Voadio tamin'ny rano natopatopa tao anatiny: Efa nihontsana ve ity barika ity? • Mihetsika, mikobana: Mihontsina ny kibo raha tahiny ka avy misotro rano no mihazakazaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha