Dikan'ny teny : mihono

Hampiditra dikany hafa
(hono) mt. s.: Marnerina honohono, mitantara zavatra tsy natrehina fa araka ny filazan'olona fotsiny: Tsy maintsy Rasoa indraY no nihono taty. • Tsy mahalala raha tsy avy amin'ny filazan'ny olona: Nahahenoheno momba ny fikasan'ise a-ho, Rakoto. — Saika hiresaka aminao indrindra aho, ry dada, fa ianao indray ue no avala hihono? * F.-p.: Manao tompon-trano mihono: enti-milaza ny olona tokony hahalala zavatra noho izy eo akaiky, nefa tsy mahalala afa-tsy amin'ny alalan'ny filazan'ny olona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077