Dikan'ny teny : mihoninkonina
Hampiditra dikany hafa
(honinkonina) mt. s. (mihoninkonena): Sahirana, lany andro amin'ny zavatra madinidinika: Mihoninkonina ela loatra ny uehiuauy rehefa hiooaka ny trano. ? Manao zavatra amimpidrahodrahoana; tsy mailaka: Mihoninkonim-pamindra Rabe.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha