Dikan'ny teny : mihondratra
Hampiditra dikany hafa
(hondratra) mt. s.: Miontana, taitra: Nihondratra ny fony nahita anjanany nianjera. • Mangovitry ny tahotra. ~ Mirongatra, mirofotra: Efa mihondratra ny bonibonin'i Naivo kely.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha