Dikan'ny teny : mihonaka
Hampiditra dikany hafa
(honaka) mt, s.: Mianjera noho ny habeny, ny taviny: Nihonaka ilay omby mifahy. 1 Mandry ao am-pandriana: Mbola mihonaka ao am-pandriana ao Rakoto. ~ Mandrevo, latsaka ao anaty fotaka: Nihonaka tao anaty honahona ny kisoanay,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha