Dikan'ny teny : mihombo

Hampiditra dikany hafa
(hombo) mt, s.: Mikambana amin'ny alalan'ny hombo, miraikitramafy: Varavarana mihombo amin'ny dity fotsiny. ? Mifantsika amin'ny asa: Mihombo amin'ny fianarany ity zazalahy ity. 1 Mikiribiby amin' ny...: Mihombo amin'ny heviny Rabe. 1 Mihamafy: Mihombo ny aretin'i Dadatoa, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072