Dikan'ny teny : miholaitra

Hampiditra dikany hafa
(holaitra) mt. s.: Misompirana kely fa tsy mandeha mahitsy; mivily, mihodivitra, miviona: Soa ihany fa niholaitra ny vato ka tsy nahavoa. 1 Mibiloka, tsy mahitsy tsara: Miholaitra ity hazo ity ka soloy. ~ Mioritra, mipitsoka: Niholaitra ny sandriko. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071