Dikan'ny teny : mihohy

Hampiditra dikany hafa
(hohy) mt. p. (mihohaza): Mihady amin'ny hoho: Mihohy ny tany ny sa-ka. ¶ M.h.: Mihehy. • Mamongatra zavatra avy any anaty tany: Mihohy ny mangahazo ny alika dia. ~ Mitady hahalala, mangoraka: Nihohy mafy ilay zavatra noresahintsika Rakoto, fa tsy nilaza aho. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066