Dikan'ny teny : mihoditra
Hampiditra dikany hafa
(hoditra) p.t.: Ma-nana hoditra mitovy amin' ny an'ny...: Mihodi-tsahona ity poketra ity. ~ Mitovy vo-Io amin'ny...: Mihodi-bolafotsy ity vatakely ity.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha