Dikan'ny teny : mihodina

Hampiditra dikany hafa
(hodina) mt. s. (mihodina): Mitsimbadika eo ihany ka ny ambany tonga ambony na ny tany an-kavia lasa any an-kavanana ary dia mifandimby hatrany toy izany: Mihodina ny tans,. 1 Mitodika mankany aoriana na ao an-daniny: Tsy ta hahita ahy izy ka nihodina. ~ Tonga simba: Nihodina ity divay ity. 1 Mivadika: Nihodina tamin'ny fanekena izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066