Dikan'ny teny : mihodidina
Hampiditra dikany hafa
(hodidina) mt. s. (mihodidina): Voahodidina, voafefy: Mihodidin-tamboho ny tokotaninay. 1 mt. p.: Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Nihodidina ny farihy izahay. 1 p.mt.: Tsirairay: Lafoko enimpolo mihodidina ny akoho nentiko teny an-tsena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha