Dikan'ny teny : mihodahoda
Hampiditra dikany hafa
(hodahoda) mt. s.: Miambatrambatra na miakanakana rehefa miteny. ¶ M.h.: Mikodedika, miboredika, mikodadaka, miakanakana, miambatrambatra, mivakavaka, miambakambaka, miakakà.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha