Dikan'ny teny : mihoatra
Hampiditra dikany hafa
(hoatra) mt. p na mt. s. (mihoara): Mandalo ambony, mandingana: Nihoatra ny tamboho ny mpangalatra. ~ Misongona, lasa aloha: Nihoatra ahy tamin'ny fanadinana Rakoto. 1 Mahery lanja, tsara kokoa: Mihoatra noho ny fahaizana ny fahendrena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha