Dikan'ny teny : mihizina

Hampiditra dikany hafa
(hizina) mt. s.: Feno hipoka, tsy ahazoana mikofoka: Mihizina ny trano azon'ny uahoaka. ? Mihitsoka, milentika: Mihizina ao amin'ny hidin-trano ny fanalahidy. 1 Mihidy, mihiboka: Mihizina ao an-trano ao izy. 1 Mijanona ela, milentika: Nahoana no nihizina tany an-tsena tany ialahy? 1 Mihenahena, mitokona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075