Dikan'ny teny : mihivingivina

Hampiditra dikany hafa
(hivingiuina) mt. s.: Mihifikifika, mihetsiketsika, mihodinkodin-doha: Mihivingioina foana izy isaky ny misotro io fanafody io. - F.-p.: Mihivingivin-doha:manetsiketsika ny loha miankavia miankavanana, manambara tsy fitiavana, faharikorikoana, na fahakiviana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082