Dikan'ny teny : mihitsy

Hampiditra dikany hafa
1. (hitsy) mt. s. (mihitsia): Tonga mahitsy, tsy bilabila: Tohano mba hihitsy ireto zanakazo ireto. 1 Mandeha mivantana tsy mivilivily: Saika very aho raha tsy nihitsy tamin'ilay tranon-jiro natoronao. ? Milahatra: Mihitsia tsara fa handalo ny manampahefana. - F.-p.: Mihitsy loha: miaiky, mitsotra ny hadisoana natao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (hitsy) p. mt.: Teny enti-manamafy fa marina; te-na, tokoa: Marina mihitsy ny voalazanao. / Tsy... mihitsy; tsy... velively: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny fihatsarambelatsihy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075