Dikan'ny teny : mihinjihinjy

Hampiditra dikany hafa
(hinjihinjy) mt. s.: Mihinjitra, henjana: Loza fa nihinjihinjy foana teo ny sandriny. (• Mampihenjana ny tena ka mampiridiridy azy: Nihinjihinjy toy ny maty ilay marary, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074