Dikan'ny teny : mihinjaka

Hampiditra dikany hafa
(hinjaka) mt. s. (mihinjaha): Mitsambikimbikina, mitsamboamboatra: Tsy mba mandihy Rakoto izany fa mihinjaka fotsiny. • Mitsamboatra noho ny hafaliana na ny hatairana: Nihinjaka izy raha uao nahare fa afaka, / Nihinjaka Rasoa raha uao nandre ilay saobakaka nandady teo amin'ny sandriny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066