Dikan'ny teny : mihinana

Hampiditra dikany hafa
1. (hinana) mt. P. (mihindna): Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinambary ny Malagasy. • hi.: Mikiky: Mihinana ny uy ny haro fesina. •Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny. • Maka zavatra ankeriny (aman'olona): Nihinam-bolan'olona, hono, Rangahy io. ¶ M.h.: Miharaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. asa atao hamelomana ny vatana(misakafo) Ahitsio
(26/12/2015 20:15 - Nampidirin'i jaona15)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009