Dikan'ny teny : mihihitra

Hampiditra dikany hafa
(hihitra) mt. s. (mihihira): Milofo, milozoka amim-paharetana: Mihihitra amin'ny fianarana io zaza io ka tsy mahagaga raha mahay. • Manararaotra hatramin'ny fotoana kely farany mba hanaovana asa, hianarana; mikafiry: Mihihitra amin' ny zaitra Rakoto fa akaiky ny Krismasy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091