Dikan'ny teny : mihiboka

Hampiditra dikany hafa
(hiboka) mt. s. (mihiboha): Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy. • Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin'ny mangazay ato foana ny entana. • Mifantsika, voatana: Mihiboka amin'ny raharaha ao Rakoto. ¶ M.h.: Mihidy an-trano, mirindrin-trano, mikatontrano, maizina andro mifahy, milevim-belon toa trandraka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074