Dikan'ny teny : mihiaka

Hampiditra dikany hafa
(hiaka) mt. s.: Manao feo mirehareha sy matoky hery, mihaika, mihantsy ady: Nihiaka Rakoto teo ambony lampihazo niandry izay sahy hifanandrina aminy. • Mibaiko amin'ny feo tokana, mafy sy maranitra: Nisy feo nihiaka tany anaty ala tany, dia indreny nisy lehilahy ampolony maro nivoaka ny kirihitra Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078