Dikan'ny teny : mihetsika

Hampiditra dikany hafa
(hetsika) mt. s. (mihetseha): Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin'ny misy azy teo aloha: Mbola mihetsika ity biby ity fa tsy maty. /Mihetsika ny tongotry ny zaza. * Miseho, mifoha indray, velona indray: Nihetsika ny fanaviany androany hariva. / Raha mihetsika eo ny hatezerako, asa izay hanaouako anao. ? Avadika: Hihetsika ny razana atsy ho atsy ka tonga daholo ny hauana avy amin'ny lafy uaio. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066