Dikan'ny teny : mihetraketraka
Hampiditra dikany hafa
(hetraketraka) mt. s. (mihetraketraha): Mampiasa hery, misetrasetra, mirehareha, mila ady, ma-nimba zavatry ny sasany: Fatra-pihetraketraka loatra ianao, ry fasana!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha