Dikan'ny teny : mihenjy

Hampiditra dikany hafa
(henjy) mt. s na mt. p. (mihenje): Mandehandeha etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra: Nankaiza Isambilo zanakao? — Lasa nihenjy any an-tsaha any izy. •Mitety na manenjika lanonana sy korana samihafa eny rehetra eny: Zazavavy jefy mihenjy dihy eran'ny tanàna. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0485