Dikan'ny teny : mihenjana

Hampiditra dikany hafa
(henjana) mt.s. (mihenjàna): Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity. • h, o.: Miridiridy tsy mety miketraka amin'ny heviny: Tsy tokony hihenjana loatra ianao fa mety ho azo atao ihany ny mifampiraharaha. 1 Manohitra: Nihenjana izy nony vao nandre izany teniko izany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077