Dikan'ny teny : miheninkenina
Hampiditra dikany hafa
(heninkenina) mt. s. (miheninkenena): Misahirana amin'ny raharaha madinika ao an-tokantrano: Mandeha izany andro izany: miheninkenina eo ianao dia tonga ny amin'ny iraika ambin'ny folo,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha