Dikan'ny teny : mihenatra
Hampiditra dikany hafa
(henatra) mt, p.: Menatra noho ny fanajana be loatra ananana amin'ny olona iray: Mihenatra izaitsizy ny mpampianatra ity :axa ity.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha