Dikan'ny teny : mihenahena

Hampiditra dikany hafa
(henahena) mt. s. (mihenahenà): Mandà amimpikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina. • Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanion' olona? 1 Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy? • Mikiribiby amin'ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin'izay roanjato ariary izay! Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0703