Dikan'ny teny : mihena
Hampiditra dikany hafa
(hena) mt. s. (mihenà): Mihakely, mifintina: Mihena ny hazo rehefa maina. ? Mihavitsy: Mihena ny mponina amin'ity tanàna ity. 1 Mihafohy: Mihena ny andro amin'ny ririnina. • Midina, mitambotsotra: Mihena ny vidin'ny kafe, 1 Misintona: Efa mihena ny rano ka ho afaka handeha isika. 1 Mihalany: Mihena ny volana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hevitra mandeha
Tena betsaka mihitsy fa ezahintsika ahitsy tsikelikely eny.